Mark 15:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony hariva ny andro, satria andro Fiomanana, izany hoe andro mialoha ny sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hariva ny andro no tonga i Jôsefa avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia. Lehilahy manan-kaja tao amin’ny Fitsarana ambony izy sady fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra. Andro fiomanana tamin’io, izany hoe andro mialoha ny sabata; koa lasa i Jôsefa niditra tamim-pahasahiana tao an-tranon’i Pilato ary nangataka ny vatan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan'ny Sabata),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata*,
malagasy
Ary nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan'ny Sabata),