Mark 15:43 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia avy i Josefa avy any Arimatia, lehilahy manankaja izay isan’ny Sinedriona sady niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa. Sahy niditra tao amin’i Pilato izy nangataka ny fatin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tonga i Josefa avy any Arimatia, loholona malaza izay nanantena ny fanjakan’Andriamanitra koa. Sahy nanatona an’i Pilaty izy, nangataka ny vatan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan-kaja, izay isan'ny Synedriona sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin'i Pilato izy ka nangataka ny fatin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia avy i Josefa avy any Arimatia, lehilahy manankaja izay isan’ny Sinedriona* sady niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa. Sahy niditra tao amin’i Pilato izy nangataka ny fatin’i Jesosy.
malagasy
dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan-kaja, izay isan'ny Synedriona sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin'i Pilato izy ka nangataka ny fatin'i Jesosy.