Mark 15:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary gaga i Pilato raha maty sahady Jesosy ka niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy raha efa ela ny nahafatesany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga i Pilaty noho Izy maty sahady, ka nampaka ilay kapiteny sy nanontany azy na efa maty ela Izy na tsia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa gaga i Pilato raha hoe maty sahady i Jesoa, ka dia nampiantso ny kapiteny ary nanontany azy raha efa ela no nahafatesany.
Malagasy Bible 1865
Ary gaga Pilato raha maty sahady Jesosy, ka dia niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy na efa maty ela Izy, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary gaga i Pilato raha maty sahady Jesosy ka niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy raha efa ela ny nahafatesany.
malagasy
Ary gaga Pilato raha maty sahady Jesosy, ka dia niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy na efa maty ela Izy, na tsia.