Mark 15:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandre tamin’ilay kapiteny izy dia nomeny malalaka an’i Josefa ny faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony reny ny filazan’ilay kapiteny, dia nomeny an’i Josefa ny faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony reny ny filàzan’ilay kapiteny, dia navelany homena an’i Jôsefa ny faty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahare tamin'ny kapiteny izy, dia nomeny an'i Josefa ny faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandre tamin’ilay kapiteny izy dia nomeny malalaka an’i Josefa ny faty.
malagasy
Ary rehefa nahare tamin'ny kapiteny izy, dia nomeny an'i Josefa ny faty.