Mark 15:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Josesy, dia nijery izay nametrahany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nojeren’i Maria Madelenina sy i Maria renin’i Josefa tsara izay nametrahany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nataon’i Maria avy any Magdalà sy i Maria renin’i Jôsèta tsara jery ny toerana nametrahan’i Jôsefa an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Maria Magdalena sy Maria, renin'i Josesy, dia nijery izay nametrahany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Josesy, dia nijery izay nametrahany Azy.
malagasy
Ary Maria Magdalena sy Maria, renin'i Josesy, dia nijery izay nametrahany Azy.