Mark 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy iray, ilay antsoina hoe Barabasy, niara-nifatotra tamin’ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin’ny fikomiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nisy kosa lehilahy iray atao hoe Barabasy niara-nifatotra tamin’ny mpikomy namany, satria nahafaty olona tamin’ny fikomiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy lehilahy atao hoe Barabasy, niara-nigadra tamin’ireo mpikomy nahafaty olona tamin’ny fikomiana nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anankiray ilay atao hoe Barabasy, nifatotra tao mbamin'ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin'ny fikomiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy iray, ilay antsoina hoe Barabasy, niara-nifatotra tamin’ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin’ny fikomiana.
malagasy
Ary nisy anankiray ilay atao hoe Barabasy, nifatotra tao mbamin'ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin'ny fikomiana.