Mark 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly azy ireo i Pilato hoe: Tianareo va raha ny Mpanjakan’ny Jiosy no hafahako ho anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa namaly i Pilaty hoe: «Tianareo va raha ny mpanjakan’ny Jody no alefako ho anareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Pilato hoe: –Tianareo ve raha ny Mpanjakan’ny Jiosy no alefako ho anareo?
Malagasy Bible 1865
Fa Pilato namaly azy ka nanao hoe: Tianareo va mba ny Mpanjakan'ny Jiosy no halefako ho anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly azy ireo i Pilato hoe: Tianareo va raha ny Mpanjakan’ny Jiosy* no hafahako ho anareo?
malagasy
Fa Pilato namaly azy ka nanao hoe: Tianareo va mba ny Mpanjakan'ny Jiosy no halefako ho anareo?