Mark 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lasa ny andro Sabata dia nandeha nividy zavamanitra i Maria Magdalena sy i Salome ary i Maria, renin’i Jakoba, mba hoentiny hanosorana ny fatin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa afaka ny sabata, dia nividy zava-manitra i Maria Madelenina, sy i Maria renin’i Jakôba, ary i Salôme, mba handeha hanosotra ny vatan’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny andro sabata, dia lasa i Maria ilay avy any Magdalà sy i Salôme ary i Maria renin’i Jôsèta nividy zava-manitra, fa nikasa handeha hanosotra an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lasa ny andro Sabata* dia nandeha nividy zavamanitra i Maria Magdalena sy i Salome ary i Maria, renin’i Jakoba, mba hoentiny hanosorana ny fatin’i Jesosy.
malagasy
Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin'i Jesosy.