Mark 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha i Maria ka nilaza tamin’ireo izay efa nomba an’i Jesosy, izay mbola nisaona sy nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka lasa io nilaza izany tamin’ireo mpanaraka Azy, izay mbola nalahelo sy nitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io indray lasa nitantara tamin’ireo mpomba an’i Jesoa, izay mbola nisaona sy nitomany.
Malagasy Bible 1865
Ary Maria nandeha ka nilaza tamin'ireo efa nomba an'i Jesosy, izay mbola nisaona sy nitomany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha i Maria ka nilaza tamin’ireo izay efa nomba an’i Jesosy, izay mbola nisaona sy nitomany.
malagasy
[Ary Maria nandeha ka nilaza tamin'ireo efa nomba an'i Jesosy, izay mbola nisaona sy nitomany]