Mark 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy ireo, na dia nandre aza fa velona Izy sady efa hitan-dRavehivavy, dia mbola tsy nety nino ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nony nandre izy ireo fa hoe velona indray Izy ka efa hitan-dravehivavy, dia tsy nino izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo anefa, nony nandre ny voalazan-dravehivavy fa hoe velona i Jesoa ary hitany, dia tsy nino.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo, na dia nandre aza fa velona Izy sady efa hitan-dravehivavy, dia mbola tsy nety nino ihany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy ireo, na dia nandre aza fa velona Izy sady efa hitan-dRavehivavy, dia mbola tsy nety nino ihany.
malagasy
[Ary izy ireo, na dia nandre aza fa velona Izy sady efa hitan-dravehivavy, dia mbola tsy nety nino ihany]