Mark 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany Jesosy dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roa lahy namany, izay nankany an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka izany i Jesoa dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roalahy amin’izy ireo, izay nankany an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia roa lahy tamin’ireo mpianatra no nisehoan’i Jesoa tamin’ny fomba hafa indray, raha ilay nandeha nankany ambanivohitra iny izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary taorian'izany Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany Jesosy dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roa lahy namany, izay nankany an-tsaha.
malagasy
[Ary taorian'izany Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha]