Mark 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ireo koa dia nandeha nilaza tamin’ireo namany hafa; kanefa na ireo koa aza tsy ninoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa ireo nilaza tamin’ny namany; fa tsy ninoany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo koa niverin-dalana nitantara tamin’ny namany; fa na dia ireo aza tsy ninoany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nandeha ka nilaza tamin'ny namany; fa na dia ireo aza tsy ninoany koa
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ireo koa dia nandeha nilaza tamin’ireo namany hafa; kanefa na ireo koa aza tsy ninoany.
malagasy
[Ary izy ireo nandeha ka nilaza tamin'ny namany; fa na dia ireo aza tsy ninoany koa]