Mark 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: Handroaka demonia amin’ny anarako izy; hiteny amin’ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no famantarana homba izay mino: Handroaka demony amin’ny Anarako izy, hiteny amin’ny fiteny tsy mbola hainy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireto no famantarana homba izay mino: handroaka demony amin’ny anarako izy; hiteny amin’ny fiteny vaovao;
Malagasy Bible 1865
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: Handroaka demonia* amin’ny anarako izy; hiteny amin’ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
malagasy
[Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;]