Mark 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy Tompo, rehefa avy niteny tamin’izy ireo, dia nampiakarina ho any an-danitra ka mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niteny tamin’izy ireo i Jesoa Tompo, dia nakarina any an-danitra, ka mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jesoa Tompo, rehefa avy niteny tamin’ny 11 lahy toy izany, dia nakarina any an-danitra ary mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy Tompo, rehefa avy niteny tamin’izy ireo, dia nampiakarina ho any an-danitra ka mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
malagasy
[Ary Jesosy Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra][Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena]