Mark 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitoriteny manerana ny tontolo, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin’ny famantarana nampombaina azy. Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy ireo kosa dia lasa nitory hatraiza hatraiza, ka sady niara-niasa taminy ny Tompo no nankatò ny fampianarany tamin’ny fahagagana nomba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpianany kosa lasa nitory ny Vaovao Mahafaly hatraiza haraiza; ary ny Tompo dia niara-niasa taminy sy nanome hery ny teny notorîny tamin’ny alalan’ny famantarana nampombany azy.]
Malagasy Bible 1865
Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitoriteny manerana ny tontolo, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin’ny famantarana nampombaina azy. Amena*.
malagasy
[Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena]