Mark 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niresaka izy ireo hoe: Iza re no hanampy antsika hanakodia ny vato hiala amin’ny varavaran’ny fasana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy nifampilaza hoe: «Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin’ny varavaram-pasana e?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nifampilaza hoe: –Iza no hasaintsika hanakodia ny vato avy eo amin’ny vavafasana?
Malagasy Bible 1865
Ary niresaka hoe izy: Iza re no hanakodia ny vato ho afaka amin'ny varavaram-pasana hisolo antsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niresaka izy ireo hoe: Iza re no hanampy antsika hanakodia ny vato hiala amin’ny varavaran’ny fasana?
malagasy
Ary niresaka hoe izy: Iza re no hanakodia ny vato ho afaka amin'ny varavaram-pasana hisolo antsika?