Mark 16:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha niditra tao anatin’ny fasana izy ireo dia nahita zatovo iray nipetraka teo amin’ny ankavanana, niakanjo akanjo fotsy, dia raiki-tahotra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niditra tao am-pasana izy, dia nahita tovolahy iray niakanjo fotsy nipetraka teo an-kavanam-pasana, ka taitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra tao am-pasana izy telo vavy ka raiki-tahotra nahita tovolahy niakanjo fotsy nipetraka teo ankavanam-pasana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niditra tao anatin'ny fasana izy, dia nahita zatovo anankiray nipetraka teo amin'ny ankavanana niakanjo akanjo fotsy, dia talanjona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha niditra tao anatin’ny fasana izy ireo dia nahita zatovo iray nipetraka teo amin’ny ankavanana, niakanjo akanjo fotsy, dia raiki-tahotra izy ireo.
malagasy
Ary raha niditra tao anatin'ny fasana izy, dia nahita zatovo anankiray nipetraka teo amin'ny ankavanana niakanjo akanjo fotsy, dia talanjona izy.