Mark 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy ireo ka lasa nandositra niala tao amin’ny fasana, fa toran-kovitra sady natahotra. Ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin’olona izy satria natahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka ny fasana izy ireo ka nandositra, fa sady toran-kovitra no raiki-tahotra, ary tsy nilaza na inona na inona tamin’ny olona izy noho ny tahony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka ny fasana izy telo vavy, ka lasa nandositra niala teo fa tora-kovitra sady talanjona; nefa tsy nilaza na inona na inona tamin’olona, satria natahotra. [
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka izy ka lasa nandositra niala tamin'ny fasana, fa tora-kovitra sady talanjona izy; ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin'olona izy, satria natahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy ireo ka lasa nandositra niala tao amin’ny fasana, fa toran-kovitra sady natahotra. Ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin’olona izy satria natahotra.
malagasy
Dia nivoaka izy ka lasa nandositra niala tamin'ny fasana, fa tora-kovitra sady talanjona izy; ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin'olona izy, satria natahotra.