Mark 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafatsangana tamin’ny marainan’ny andro voalohany amin’ny herinandro Jesosy dia niseho voalohany tamin’i Maria Magdalena, ilay namoahany demonia fito, Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nitsangan-ko velona i Jesoa ny marainakoan’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia i Maria Madelenina, ilay namoahany demony fito, no nisehoany voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nitsangana velona i Jesoa ny alahady vao maraina be, dia tamin’i Maria avy any Magdalà, ilay nandroahany demony fito, no nisehoany voalohany.
Malagasy Bible 1865
[Ary rehefa nitsangana tamin'ny marain'ny andro voalohany amin'ny herinandro Jesosy, dia niseho voalohany tamin'i Maria Magdalena, ilay namoahany demonia fito, Izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafatsangana tamin’ny marainan’ny andro voalohany amin’ny herinandro Jesosy dia niseho voalohany tamin’i Maria Magdalena, ilay namoahany demonia* fito, Izy.
malagasy
[Ary rehefa nitsangana tamin'ny marain'ny andro voalohany amin'ny herinandro Jesosy, dia niseho voalohany tamin'i Maria Magdalena, ilay namoahany demonia fito, Izy]