Mark 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka andro vitsivitsy dia niditra tao Kapernaomy indray Izy. Re fa tao amin’ny trano iray Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andro vitsivitsy taorian’izany, dia niditra tao Kafarnaoma indray Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafaverina tao Kafarnahòma indray i Jesoa rehefa afaka andro vitsivitsy, ary ren’ny olona fa hoe tao an-trano Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niditra tao Kapernaomy indray Izy, rehefa afaka andro vitsivitsy, dia re fa tao an-trano Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka andro vitsivitsy dia niditra tao Kapernaomy indray Izy. Re fa tao amin’ny trano iray Jesosy,
malagasy
Ary nony niditra tao Kapernaomy indray Izy, rehefa afaka andro vitsivitsy, dia re fa tao an-trano Izy,