Mark 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona dia manana fahefana etỳ ambonin’ny tany hamela heloka, dia hoy Izy tamin’ilay malemy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mba ho fantatrareo fa ny Zanak’olona manam-pahefana etỳ an-tany hanafaka ny fahotana, dia izao no lazaiko aminao, hoy Izy tamin’ilay malemy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho fantatrareo fa ny Zanak’olona eto an-tany dia manam-pahefana hamela heloka! Dia hoy i Jesoa tamin’ilay malemy:
Malagasy Bible 1865
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana etỳ ambonin'ny tany hamela heloka, dia lazaiko aminao (hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa):
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona* dia manana fahefana etỳ ambonin’ny tany hamela heloka, dia hoy Izy tamin’ilay malemy:
malagasy
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana etỳ ambonin'ny tany hamela heloka, dia lazaiko aminao (hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa):