Mark 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mandidy anao aho, mitsangàna, batao ny fandrianao ka modia any an-tranonao!
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao.
malagasy
Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.