Mark 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary nanatona Azy ny vahoaka rehetra ka nampianatra azy ireo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivoaka ho any amoron-dranomasina indray Izy ka nanatona Azy ny vahoaka rehetra, dia nampianatra azy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amoron’ny farihin’i Galilea indray i Jesoa ary nanatona Azy ny vahoaka rehetra ka nampianariny.
Malagasy Bible 1865
Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary nanatona Azy ny vahoaka rehetra ka nampianatra azy ireo Izy.
malagasy
Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy.