Mark 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahare izany Jesosy dia niteny taminy hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nahare izany i Jesoa dia nanao taminy hoe: «Tsy ny finaritra no mila dokotera, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henon’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’ny mpahay lalàna: –Tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary! Tsy hiantso ny olo-marina no nahatongavako fa hiantso ny mpanota!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahare izany Jesosy dia niteny taminy hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota.
malagasy
Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota