Mark 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Afaka mifady hanina va ireo havan’ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ny mpampakatra dia tsy afaka hifady hanina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Moa mahazo mifady ny naman’ny mpampakatra raha mbola ao aminy ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy koa ny mpampakatra, dia tsy mahazo mifady izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia izao no navalin’i Jesoa: –Moa azon’ireo mpanotrona ny mpampaka-bady atao ve ny mifady hanina raha mbola miaraka aminy eo ny mpampakatra? Tsia, tsy azony atao ny mifady hanina raha mbola miaraka aminy eo ny mpampakatra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niteny taminy hoe: Mahay mifady va ny havan'ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra dia tsy mahay mifady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Afaka mifady hanina va ireo havan’ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ny mpampakatra dia tsy afaka hifady hanina izy.
malagasy
Ary Jesosy niteny taminy hoe: Mahay mifady va ny havan'ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra dia tsy mahay mifady izy.