Mark 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho avy ny andro izay hanalana ny mpampakatra hiala aminy ka amin’izay andro izay vao mifady hanina izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra hiala ao aminy, ka amin’izany andro izany vao hifady izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho avy ny andro hanesorana ny mpampakatra eo aminy, ka amin’izay andro izay vao hifady hanina ireo mpanotrona.
Malagasy Bible 1865
Fa ho avy andro izay hanalana ny mpampakatra hiala ao aminy, ka amin'izany andro izany hifady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho avy ny andro izay hanalana ny mpampakatra hiala aminy ka amin’izay andro izay vao mifady hanina izy ireo.
malagasy
Fa ho avy andro izay hanalana ny mpampakatra hiala ao aminy, ka amin'izany andro izany hifady izy.