Mark 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata Jesosy dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray sabata raha nandeha namaky ny tanimbary i Jesoa, dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa, dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin'ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata Jesosy dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.
malagasy
Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin'ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.