Mark 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Fariseo Taminy: Jereo, nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy ny Farisianina taminy: «Jereo ange e, nahoana izy ireo no manao ny tsy fanao amin’ny sabata?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Farisianina tamin’i Jesoa: –Jereo, nahoana ireto mpianatrao no manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata?
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo nanao taminy hoe: Indro, nahoana ireo no manao izay tsy mety amin'ny Sabata?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Fariseo* Taminy: Jereo, nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata?
malagasy
Ary ny Fariseo nanao taminy hoe: Indro, nahoana ireo no manao izay tsy mety amin'ny Sabata?