Mark 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’izay nanaraka azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy taminy: «Moa tsy novakinareo va izay nataon’i Davida raha terin’ny hanoanana izy sy izay nanaraka azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mbola novakînareo tao amin’ny Soratra Masina angaha izay nataon’i Davida raha tsy nanan-kohanina ka noana izy mbamin’ireo olona niaraka taminy?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin'izay nanaraka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’izay nanaraka azy?
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin'izay nanaraka azy,