Mark 2:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an’ny olona fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa Izy taminy: «Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no ho an’ny sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny Farisianina: –Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no natao ho an’ny sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an’ny olona fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata,
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata.ka dia Tompon'ny Sabata aza ny Zanak'olona.