Mark 2:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa Tompon’ny Sabata ihany koa ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ny Zanak’olona dia tompon’ny sabata aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izany, na dia ny sabata aza dia ananan’ny Zanak’olona fahefana!
Malagasy Bible 1865
ka dia Tompon'ny Sabata aza ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa Tompon’ny Sabata ihany koa ny Zanak’Olona*.
malagasy
ka dia Tompon'ny Sabata aza ny Zanak'olona.