Mark 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy nanatona nitondra lehilahy malemy ho eo Aminy, marary izay nolanjain’olona efa-dahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy nanatona Azy nitondra lehilahy malemy anankiray, izay nolanjain’olona efa-dahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy olona tamy, nitondra lehilahy malemy nolanjain’olona efa-dahy hankeo amin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nanatona nitondra ny anankiray mararin'ny paralysisa ho eo aminy, izay nolanjain'efa-dahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy nanatona nitondra lehilahy malemy ho eo Aminy, marary izay nolanjain’olona efa-dahy.
malagasy
Ary nisy nanatona nitondra ny anankiray mararin'ny paralysisa ho eo aminy, izay nolanjain'efa-dahy.