Mark 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy, nony nahita ny finoan’ireo, dia niteny tamin’ilay malemy hoe: Anaka, voavela ny helokao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa, nony nahita ny finoan’ireo, dia nanao tamin’ilay malemy hoe: «Anaka, voavela ny helokao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Voavela ny helokao, anaka!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony nahita ny finoan'ireo, dia nanao tamin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Anaka, voavela ny helokao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy, nony nahita ny finoan’ireo, dia niteny tamin’ilay malemy hoe: Anaka, voavela ny helokao.
malagasy
Ary Jesosy, nony nahita ny finoan'ireo, dia nanao tamin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Anaka, voavela ny helokao.