Mark 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mpanoradalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nanao anakampo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy nipetraka teo kosa ireo mpahay lalàna ka nieritreritra tao am-pony hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mpanoradalàna* sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe:
malagasy
Ary nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe: