Mark 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy hatrany Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa izany no eritreritra tao am-pon’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Jesoa tao amin’ny fanahiny niaraka tamin’izay fa nieritreritra izany tao anatiny izy ireo, ka hoy Izy taminy: «Nahoana ianareo no mihevitra toy izany ao am-ponareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatr’i Jesoa avy hatrany ny eritreritr’iretsy mpahay lalàna ka hoy Izy taminy: –Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa nieritreritra izany tao am-pony ireo, dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy hatrany Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa izany no eritreritra tao am-pon’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?
malagasy
Ary niaraka tamin'izay Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa nieritreritra izany tao am-pony ireo, dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?