Mark 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa no moramora kokoa, ny milaza amin’ilay malemy hoe: Voavela ny helokao, sa ny milaza hoe: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no moramora kokoa, ny manao amin’ity malemy ity hoe: ‹Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary mandehana?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza amin’ity malemy ity hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza aminy hoe: «Mitsangàna, ka batao ny fandrianao ary mandehana»?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa no moramora kokoa, ny milaza amin’ilay malemy hoe: Voavela ny helokao, sa ny milaza hoe: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana?
malagasy
Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?