Mark 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra tao amin’ny sinagoga indray Jesosy. Ary indro, nisy lehilahy iray maty tanana tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray mandeha koa dia niditra tao amin’ny sinagoga i Jesoa, ary nisy lehilahy anankiray maty tanana an’ila tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra tao amin’ny sinagôga indray i Jesoa ary nisy lehilahy maty tanana anila tao.
Malagasy Bible 1865
Ary niditra tao amin'ny synagoga indray Jesosy: ary nisy lehilahy anankiray maty tanana teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra tao amin’ny sinagoga* indray Jesosy. Ary indro, nisy lehilahy iray maty tanana tao.
malagasy
Ary niditra tao amin'ny synagoga indray Jesosy: ary nisy lehilahy anankiray maty tanana teo.[Gr. efa maina, na malazo]