Mark 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nanasitrana olona maro Izy ka nirohotra nankeo Aminy mba hikasika Azy izay rehetra nanana aretina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahasitrana olona betsaka Izy, ka nifanesika hanendry Azy izay rehetra nanana aretina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maro tokoa ny olona nositraniny, ka nifanesika mba hikasika Azy izay rehetra nanana aretina.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nanasitrana olona maro Izy ka nirohotra nankeo Aminy mba hikasika Azy izay rehetra nanana aretina.
malagasy
Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina.[Gr. kapoka]