Mark 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy, dia niankohoka teo anatrehany ka niteny mafy hoe: Ianao no Zanak’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mahita Azy koa ny fanahy maloto, dia miankohoka eo anatrehany, ka miantso hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo fanahy maloto, isaky ny mahita an’i Jesoa, dia niankohoka teo anatrehany sady niantsoantso hoe: –Ianao no ilay Zanak’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy dia niankohoka teo anatrehany ka niantso hoe: Hianao no Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy, dia niankohoka teo anatrehany ka niteny mafy hoe: Ianao no Zanak’Andriamanitra!
malagasy
Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy dia niankohoka teo anatrehany ka niantso hoe: Hianao no Zanak'Andriamanitra.