Mark 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nandrara azy ireo mafy Izy mba tsy hanao izay hahafantarana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ianao no Zanak’Andriamanitra»; fa rarany sy rahonany mafy izy ireo mba tsy hanao izay hahafantarana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa niteny mafy azy ireo hoe: –Aza manao izay hahafantarana Ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nandrara azy ireo mafy Izy mba tsy hanao izay hahafantarana Azy.
malagasy
Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.