Mark 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo Aminy, dia nankeo Aminy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niakatra tamin’ny tendrombohitra anankiray Izy, ka niantso izay tiany hantsoina hankeo aminy, dia nankeo aminy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niakatra teo an-tendrombohitra i Jesoa, ka niantso izay tiany hantsoina; ary niala teo amin’ny vahoaka ireo ka nanatona Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo Aminy, dia nankeo Aminy ireo.
malagasy
Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo.