Mark 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanendry roa amby folo lahy Izy mba ho eo Aminy sy hirahiny hitoriteny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanendry roa ambin’ny folo lahy Izy hiara-kitoetra aminy sy hirahiny hitory teny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanendry 12 lahy izay nomeny anarana hoe apôstôly Izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitoriteny
Malagasy Bible 1865
Ary nanendry roa ambin'ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanendry roa amby folo lahy Izy mba ho eo Aminy sy hirahiny hitoriteny
malagasy
Ary nanendry roa ambin'ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny