Mark 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady hanana fahefana handroaka ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady hanam-pahefana hanasitrana ny aretina sy handroaka ny demony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanam-pahefana handroaka ny demony.
Malagasy Bible 1865
sady hanana fahefana hamoaka ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady hanana fahefana handroaka ny demonia*.
malagasy
sady hanana fahefana hamoaka ny demonia.