Mark 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Simôna nomeny fanampin’anarana hoe Piera;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no voatendriny ho isan’ny 12 lahy: i Simôna izay nampian’i Jesoa anarana hoe Petera;
Malagasy Bible 1865
Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera;
malagasy
Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera;