Mark 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona, rahalahin’i Jakoba; izy mirahalahy ireo dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jakôba, zanak’i Zebede sy i Joany rahalahin’i Jakôba izay nomeny fanampin’anarana koa hoe Boanerijesy, izany hoe zana-baratra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jakôba sy i Jôhany mirahalahy zanak’i Zebedeo ary nampian’i Jesoa anarana hoe Boanerjesy, izany hoe olona mahery setra tahaka ny varatra;
Malagasy Bible 1865
ary Jakoba, zanak'i Zebedio, sy Jaona, rahalahin'i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boaneryjesy, izany hoe Zana-baratra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona, rahalahin’i Jakoba; izy mirahalahy ireo dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra;
malagasy
ary Jakoba, zanak'i Zebedio, sy Jaona, rahalahin'i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boaneryjesy, izany hoe Zana-baratra;