Mark 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijery izay ho fihetsiny ny olona, na hanasitrana an’ilay marary amin’ny Sabata Izy na tsia, mba hiampangany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nizaha taratra Azy ny sasany na hanasitrana an’io amin’ny sabata Izy na tsia, mba hiampangany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nizaha taratra an’i Jesoa ny olona raha hanasitrana an’io marary io amin’ny andro sabata Izy, mba hahazoany miampanga Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nizaha taratra Azy ny olona, na hahasitrana io amin'ny Sabata Izy na tsia, mba hiampanganany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijery izay ho fihetsiny ny olona, na hanasitrana an’ilay marary amin’ny Sabata* Izy na tsia, mba hiampangany Azy.
malagasy
Ary nizaha taratra Azy ny olona, na hahasitrana io amin'ny Sabata Izy na tsia, mba hiampanganany Azy.