Mark 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra tao amin’ny trano iray Jesosy, dia vory indray ny vahoaka ka tsy afaka nisakafo akory Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina nankany an-trano Izy, dia nivory indray ny vahoaka, ka tsy afa-nihinana akory izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tao an-trano i Jesoa; ary vory maro teo indray ny vahoaka, hany ka tsy afaka nisakafo Izy sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary niditra tao an-trano Izy, dia niangona indray ny vahoaka, ka dia tsy nahazo nihinan-kanina akory Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra tao amin’ny trano iray Jesosy, dia vory indray ny vahoaka ka tsy afaka nisakafo akory Izy.
malagasy
Ary niditra tao an-trano Izy, dia niangona indray ny vahoaka, ka dia tsy nahazo nihinan-kanina akory Izy.