Mark 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny havany, raha nandre izany, dia tonga mba haka Azy; fa hoy ireo: Efa very saina Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo: «Efa very saina Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny fianakavian’i Jesoa izany ka niainga ireo mba haka Azy an-keriny satria hoe lasa adala Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny havany, raha nandre, dia nivoaka hihazona Azy; fa hoy ireo: Efa very saina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny havany, raha nandre izany, dia tonga mba haka Azy; fa hoy ireo: Efa very saina Izy.
malagasy
Ary ny havany, raha nandre, dia nivoaka hihazona Azy; fa hoy ireo: Efa very saina Izy.