Mark 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niantso azy ireo hankeo Aminy ary nilaza fanoharana taminy hoe: Hataon’i Satana ahoana no fandroaka an’i Satana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nantsoin’i Jesoa izy ireo ka nanaovany fanoharana hoe: «Hataon’i Satana ahoana no fandroaka an’i Satana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nantsoin’i Jesoa iretsy mpahay lalàna ka fanoharana no nitenenany taminy hoe: –Ahoana no hahafahan’i Satàna mandroaka an’i Satàna?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy, dia nanao fanoharana taminy hoe: Hataon'i Satana ahoana no famoaka an'i Satana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niantso azy ireo hankeo Aminy ary nilaza fanoharana taminy hoe: Hataon’i Satana ahoana no fandroaka an’i Satana?
malagasy
Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy, dia nanao fanoharana taminy hoe: Hataon'i Satana ahoana no famoaka an'i Satana?