Mark 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy mpiray trano miady an-trano dia tsy haharitra izany mpiray trano izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy fianakaviana miady an-trano, dia tsy haharitra izany fianakaviana izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha misy fianakaviana miady an-trano, dia tsy haharitra izany fianakaviana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mpiray trano miady an-trano, dia tsy haharitra izany mpiray trano izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy mpiray trano miady an-trano dia tsy haharitra izany mpiray trano izany.
malagasy
Ary raha misy mpiray trano miady an-trano, dia tsy haharitra izany mpiray trano izany.